|
|
|
|

Entry1  an-koditra
Root  2  ana, hoditra
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in French  4  [1.3] sur la peau
Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible)
Examples  5  hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470]
6  Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472]

Anagrams  7  andritako, an-koditra, atandriko, kiatondra, takodiran, tandraiko, tondrakay

Updated on 2020/07/31