Entry | 1 ampovoamboany |
Root | 2 any, fo, voa, -ny |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.437#] |
Examples |
5 Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika. [1.437#] 6 Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472#] 7 HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona. [2.857#] |
Vocabulary |
8 Space |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |