Entry ampotomoty
Elementary words fototra ; moty
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1]
Explanations in English [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2]
Examples Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285]

Updated on 2023/05/31