Entry ampoka
Part of speech adjective
Malagasy definition Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
¶ Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [Rajemisa 1985]
 feno tanteraka [SLP 1986]
English translation soaked, wet. See lona, lena, mando. [Richardson 1885]
French translation saturé [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry ampoka
Part of speech noun
Malagasy definition Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31