Entry ampitovina (tovy)
Part of speech passive verb
Explanations in English To be made equal; to be compared [1.7]
Explanations in French Qu'on rend égal ; qu'on compare [1.8]
Examples Hitako fa nilaina tokoa ny olona mahay manoratra tsara, satria ny soratra atovana, dia ampitovina amin' ny efa misy eo amin' ny taratasy tsirairay. [2.4]
Morphology 
Present : ampitovina, ampitoviko, ampitovinao, ampitoviny, ampitovintsika, ampitovinay, ampitovinareo, ampitovin', ampitovin-, ampitovim-, ampitovi-
Past : nampitovina, nampitoviko, nampitovinao, nampitoviny, nampitovintsika, nampitovinay, nampitovinareo, nampitovin', nampitovin-, nampitovim-, nampitovi-
Future : hampitovina, hampitoviko, hampitovinao, hampitoviny, hampitovintsika, hampitovinay, hampitovinareo, hampitovin', hampitovin-, hampitovim-, hampitovi-

Updated on 2023/01/21