Entry ampinga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1]
Explanations in English A shield, a buckler. [1.2]
 A shield [1.7]
Explanations in French Bouclier [1.8]
Explanations in Malagasy Fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13]
Explanations in French Rondelle [1.13]
Examples 
1fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro. [2.587]
2koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59]
Compound words 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/06/18