Entry ampihimamba
Elementary words any ; fihi-mamba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra [1.13]
Explanations in French Monopole [1.13, 1.5]
Examples 
1nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296]
2Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/11/20