Entry ampidirana (iditra)
Part of speech relative verb
Morphology 
ampidirana
ampidirako
ampidiranao
ampidirany
ampidirantsika
ampidiranay
ampidiranareo
ampidiran'
ampidiran-
ampidiram-
ampidira-
nampidirana
nampidirako
nampidiranao
nampidirany
nampidirantsika
nampidiranay
nampidiranareo
nampidiran'
nampidiran-
nampidiram-
nampidira-
hampidirana
hampidirako
hampidiranao
hampidirany
hampidirantsika
hampidiranay
hampidiranareo
hampidiran'
hampidiran-
hampidiram-
hampidira-
ampidiro
Examples 
1Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [Andraina: Mitaraina, page 220]
2Ary tahaka izao ny toetry ny aretina, dia nampidirana anareo izao hiaraha-mihevitra. [Callet: Tantara, page 1149]

Updated on 2020/07/31