|
|
|
|

Entry1  am-pelatanana
Elementary words  2  felatanana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako [1.1]
Explanations in English  5  at hand, available [1.7]
Explanations in French  6  sous la main, disponible [1.8]

Updated on 2023/08/07