Entry am-pelatanana
Elementary words felatanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako [1.1]
Explanations in English At hand, available [1.7]
Explanations in French Sous la main, disponible [1.8]

Updated on 2023/08/07