| Entry | 1 ampatrana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antemoro] ampovoan-tany
[1.78] |
| Examples |
4 Ny filazana faharoa dia manambara fa Malagasy avy teto an-toerana ihany no nifindrà monina avy tany ampatrana nankany an-tsiraka.
[2.508#]
|
| Updated on 2026/02/04 |
|