|
|
|
|

Entry1  ampanonona
Root  2 tonona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) [1.1]
Vocabulary  5  Literature: (in general)
Other spellings  6 fampanonona
Analogs  7  ankamantatra, 8  ankifidy

Updated on 2025/09/12