| Entry | 1 ampanenoina |
| Root | 2 neno |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Examples |
4 ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva.
[2.48#1176]
5 kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499#25] 6 na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38#861] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|