Entry ampamoaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanadinana fakana am-bavany, fanadihadiana, famotopotorana, amakafakana: Nampanao ampamoaka momba ilay halatra omaly tao amin' ny Tranombola ny fanjakana [1.1]
Hyponyms Ampamoaka aotra telo (Randriamamonjy Esther)

Updated on 2020/07/31