|
|
|
|

Entry1  ampalibe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Betsimisaraka] voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [1.78]
4 hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [1.1]
Explanations in English  5 [Betsimisaraka] the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [1.2]
Explanations in French  6 jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae) [1.5]
7 (de ampaly (2), et be = grand).
8 Nom d'abord donné à plusieurs figuiers :
9 [Sakalava] Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae).
10 [Sihanaka] Ficus pachyclada Baker (Moraceae).
11 Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d'ampalibe. [1.196]
Vocabulary  12  Botany: tree
Synonyms  13 finesy, kimahatorolela
Scientific name 
Illustrations 
17  18 

Updated on 2026/02/04