Entry ampaka
Part of speech noun
Malagasy definition Loka kanety ataon' ny ankizy: izay mahafaty dia maka ny kanetin' ny resy: ampaka roa, ampaka telo [Rajemisa 1985]
English definition [maka, to fetch.] Used in the following forms in speaking of certain games: ampaka roa, ampaka telo [Richardson 1885]

2009/11/07