Entry ampahafolony > ampahafolo (folo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10]
 [ ampahafolo ] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1]
 Zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13]
Explanations in English [ ampahafolony ] One tenth [1.2]
Explanations in French [ ampahafolony ] Un dixième [1.3, 1.5]
 Dixième [1.13]
International symbols 1/10 [3.1]
Examples Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy [2.895]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ampahafolo, ampahafolony, ampahafolon', ampahafolon-
Analogs  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahazato