Entry |
amoron > amorona
(morona)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1]
|
Explanations in English | At the edge [1.7]
|
Explanations in French | Au bord, sur le bord [1.3, 1.8]
|
Examples | Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano.
[2.470]
|
Morphology |
Simple : |
amorona,
amorony,
amoron-,
amoron',
amorom- |
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Toponyms |
|
|