Entry amoriana (vory)
Part of speech relative verb
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]
Morphology 
amoriana
amoriako
amorianao
amoriany
amoriantsika
amorianay
amorianareo
amorian'
amorian-
amoriam-
amoria-
namoriana
namoriako
namorianao
namoriany
namoriantsika
namorianay
namorianareo
namorian'
namorian-
namoriam-
namoria-
hamoriana
hamoriako
hamorianao
hamoriany
hamoriantsika
hamorianay
hamorianareo
hamorian'
hamorian-
hamoriam-
hamoria-
amorio
Examples 
1Hoy ny mpitana hazomanga: ┬źNy antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [Rajemisa: Fomba]
2Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]

Updated on 2020/09/05