Entry amontana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana [1.1]
Explanations in English Large trees, of which there are amontambavy and amontandahy. The milky juice is boiled and made into bird-lime. Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker. [1.2]
 A large tree of the fig family [1.7]
Explanations in French Grand arbre, espèce de figuier, sycomore [1.8]
  [Merina] (complication orthographique superflue de amonta). Ficus baronii Baker (Moraceae). L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches. Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex). Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux. [1.196]
Scientific name Ficus baronii
Examples 
1Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [2.69]
2Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [2.996]
3ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [2.643]
Vocabulary 
Synonyms amontambavy ~ amontandahy
Analogs  aviavy

Anagrams 

Updated on 2020/07/31