Entry amin > amy
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy Teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza:
a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina.
b) fomba: mihira amin-karavoana.
c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina.
e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto.
f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono.
g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny.
h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny.
i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1]
Explanations in English Used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. [1.2]
 Preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. [1.7]
Explanations in French Préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [1.8]
 Avec, dans, à, de, en, chez. M [...] [full text in 1.5]
Morphology 
Present : amy, amiko, aminao, aminy, amintsika, aminay, aminareo, amin', amin-, amim-, ami-
Past : tamy, tamiko, taminao, taminy, tamintsika, taminay, taminareo, tamin', tamin-, tamim-, tami-
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Entry amin > amy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo [1.1]
Explanations in French Costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure [1.3]
Derivatives 
 
Anagrams 