Entry amiba
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [Rajemisa 1985]
 kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [SLP 1986]
French translation amibe [SLP 1986]
Vocabulary 
Origin French: amibe.

Updated on 2020/07/31