|
|
|
|

Entry1  amehezana
Root  2  fehy
Part of speech  3  relative verb
Explanations in English  4  [1.2]
Examples  5  raha maka kitay dia ilay vahivahy na tady amehezana ny kitay, iny no kofehy fanambarana ny kitay ho entana tokana azo entanina amim-pilaminana. [2.245#]
6  Izao no azo amehezana izay voalaza rehetra izay : ny mpikambana ao amin' ny Antenimieran' ny Tetezamita dia tsy mizaka ny « zon' ny solombavambahoaka tsy ho voatohintohina. [4.27#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/20