Entry | ambozizy | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in Malagasy | Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny [1.1] | ||
Explanations in English | By force, brutally [1.7] | ||
Explanations in French | Par la force, avec insistance [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/11 |