| Entry | 1 amboradara |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fomban-jaitra izay anasiana loadoaka kely madinika ny lamba mba hatao haingony
[1.1] |
| Explanations in English |
4 embroidery
[1.7] |
| Explanations in French |
5 broderie
[1.8] |
| Examples |
6 Ondana fotsy nisy zaitra amboradara no niondanan' ny lohany miramirana.
[2.499#]
|
| Article | 7 Randzavola: amboradara ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/09/12 |
|