| Entry | 1 ambontso |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm)
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Zoology: fishes |
| Updated on 2025/09/12 |
|