Entry ambongadiny (vongady, -ny)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay [1.1]
Explanations in English At wholesale buying and selling [1.7]
Explanations in French Vente en gros [1.3]
 En gros [1.8, 1.13]
Examples 
1Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny? [2.529]
2Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [2.470]
3ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436]
Vocabulary 
Antonyms 
Compound words 
Analogs  vongadiny

Anagrams 

Updated on 2023/08/11