Entry | 1 ambolena (voly) |
Part of speech | 2 passive verb |
Vocabulary |
3 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany 5 (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [1.1] |
Explanations in French |
6 planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) [1.196] |
Examples |
7 Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. [2.332#35] 8 Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472#18] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ambolena |
Updated on 2020/07/31 |