Entry amboara (voara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana
Anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra
Fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1]
Explanations in English A sheaf [1.2]
 A sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7]
Explanations in French Gerbe [1.3, 1.8]
 Bouquet de fleurs [1.8]
Compound words 
Hyponyms Amboara voafantina (Narivony Jean)

Entry Amboara
Part of speech name (toponym) [full list]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31