|
|
|
|

Entry1  ambin' olona
Elementary words  2 amby, 3 olona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 olona tsy dia heverina ho inona loatra fa toa fanao tsentsin-davaka fotsiny [1.1]
Explanations in French  6 quelqu'un qui ne compte pas; un aide supplémentaire en prévision de ... [1.3]

Anagrams  ambin' olona, 7 lanon-aomby

Updated on 2025/09/12