|
|
|
|

Entry1  ambin' ny folo
Elementary words  2 amby, 3 folo
Part of speech  4  adjective
Examples  5  Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. [2.472#231]
6  Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320]
7  Roa ambin' ny folo no isany. [2.649#66]
8  Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508#378]
9  Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996]
10  Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285#145]
11  Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996]
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Other spellings  13 ambinifolo

Updated on 2026/02/26