| Entry | 1 ambazaha |
| Elementary words | 2 vazaha |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [Betsimisaraka] mangahazo, karazan-tsakafo ary ny raviny kosa dia mety atao laoka
[1.78] |
| Explanations in English |
5 [Provincial] manioc. See mangahazo.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 [Sakalava+Betsimisaraka] (de vazaha = étranger, qui vient d'au-delà des mers). Un des nombreux noms du Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Cultivé pour ses tubercules alimentaires.
[1.196] |
| Vocabulary | 7 Botany: vegetable |
| Analogs | 8 balahazo, 9 kazaha, 10 mahogo, 11 mangahazo |
| Scientific name |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|