Entry ambaraka ny (ambaraka, ny)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1]

Updated on 2020/07/31