| Entry | 1 ambanivolo |
| Elementary words | 2 ambany, 3 volo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [Betsimisaraka] ambanivohitra
[1.78] 6 [Tanala] ambanivohitra (na tanana na ambanivohitra fotsiny izao). Toerana lavitra ny renivohitra [1.78] 7 enti-milaza ny ambanivohitra ho an' ny tany amoron-tsiraka [1.1] |
| Explanations in English |
8 Same as ambaniravinkazo.
[1.2] 9 the country, esp. near the forest [1.7] |
| Explanations in French |
10 banlieue; la campagne, surtout près de la forêt
[1.8] 11 [Merina] (de ambany = en dessous, et volo = nom des bambous et des hautes Graminées). Nom donné aux régions rurales, aux campagnes, par les gens des villes (voir volo). [1.196] |
| Vocabulary | 12 Geography: (in general) |
| Updated on 2026/02/04 |
|