Entry | ambanin > ambanina (ambany) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza [1.1] | ||||||||
Explanations in English | (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. [1.2] | ||||||||
To be lightly spoken of; to be put down [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on abaisse, qu'on déprécie [1.8] | ||||||||
Examples | raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy.
[1.519] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | ambanina, ambinana, anambany, animbana |
Entry | ambanin > ambany | |||||||||||||||
Part of speech | adverb | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Under [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | En bas, au dessous [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Antonyms | ambony | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Toponyms |

Part of speech | preposition | |||||||||||||||
Explanations in English | Down [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
[root vany.] Under, beneath, below [1.2] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Sous, bas [1.8] | |||||||||||||||
Vocabulary | Space | |||||||||||||||

Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Andrefana [1.78] | |||||||||||||||
Explanations in English | [Provincial] The west [1.2] | |||||||||||||||
Vocabulary | Space | |||||||||||||||
Anagrams | ambany, ambina |