Entry | ambanilanitra (ambany, lanitra) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [Rajemisa 1985] | |
English translation | [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [Richardson 1885] | |
Quotes | Proverbs containing the word ambanilanitra | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |