Entry Ambalanirana
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples 
1Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga. [2.508]
2Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo. [2.508]

Updated on 2020/07/31