Entry ambaka noho (ambaka, noho)
Part of speech expression
Malagasy definition Latsa-danja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ve diaho ambaka noho ny zandrinao? [Rajemisa 1985]

2009/11/07