|
|
|
|

Entry1  ambaka noho
Elementary words  2  ambaka, noho
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Latsa-danja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ve diaho ambaka noho ny zandrinao? [1.1]
Compound words 

Anagrams  6  ambaka noho, mahabonoka, mahakobona

Updated on 2023/10/26