Entry ambadiky Imanareza
Elementary words ambadika ; Imanareza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy [ tany ambadik' Imanareza ] Enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1]
Explanations in French [ ambadik' Imanareza ] Convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3]
Examples 
1any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
2Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' Imanareza izy [1.38]
3Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Other spellings 

Updated on 2023/11/30