Entry amatorana (fatotra)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Examples 
1Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436]
2Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357]
Morphology 
Present : amatorana, amatorako, amatoranao, amatorany, amatorantsika, amatoranay, amatoranareo, amatoran', amatoran-, amatoram-, amatora-
Past : namatorana, namatorako, namatoranao, namatorany, namatorantsika, namatoranay, namatoranareo, namatoran', namatoran-, namatoram-, namatora-
Future : hamatorana, hamatorako, hamatoranao, hamatorany, hamatorantsika, hamatoranay, hamatoranareo, hamatoran', hamatoran-, hamatoram-, hamatora-
Imperative : amatory
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20