Entry alzerianina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina
Momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [1.1]
Explanations in English Algerian [3.1]
Explanations in French Algérien, algérienne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: algérien.
Analogs  Alzeria

Updated on 2020/07/31