Entry alona
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [Rajemisa 1985]
English definition a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [Richardson 1885]
 a wave, a billow [Hallanger 1973]
French definition vague, flot [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 ondulation, houle [Abinal 1888]
Examples Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [Rahajarizafy: Kabary, page 64]
Derivations 

Entry alona
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [Rajemisa 1985]
English definition envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. [Richardson 1885]
French definition jalousie, envie, opposition au bien du prochain [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry alòna (lona)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara
¶ Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [Rajemisa 1985]
English definition to be steeped, to be soaked [Hallanger 1973]
French definition qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [Hallanger 1974]
Morphology 
alona
alonako
alonanao
alonany
alonantsika
alonanay
alonanareo
alon'
alonan-
alonam-
nalona
nalonako
nalonanao
nalonany
nalonantsika
nalonanay
nalonanareo
nalonan'
nalonan-
nalonam-
halona
halonako
halonanao
halonany
halonantsika
halonanay
halonanareo
halonan'
halonan-
halonam-
alony

2015/10/01