Entry | aloiloy | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [Rajemisa 1985] | |
English translation | a gnat, a small fly. [Hallanger 1973] | |
French translation | moucheron. [Hallanger 1974] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Synonyms | aloy | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |