|
|
|
|

Entry1  alohaloha
Root  2 aloha
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 [Betsimisaraka] rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78]
Explanations in French  5 un peu en avant, à petite distance [1.3]
Examples  6  Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472#]

Anagrams  7 ahalohalo, alohaloha

Updated on 2026/02/04