Entry | alin-taona (alina, taona) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha [Rajemisa 1985] | |
English definition | Precocious; premature, as of fruits. [Richardson 1885] | |
Vocabulary | Botany: (in general) | |
2009/12/09 |
![]() |