Entry | 1 alinkely |
Elementary words | 2 alina, kely |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo 5 (alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala [1.1] |
Explanations in English |
6 very cloudy or dark from burning wood, etc. [1.2] |
Updated on 2023/07/19 |