Entry alentika (lentika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [1.1]
Explanations in English To be sunk, to be submerged [1.7]
Explanations in French Qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans [1.8]
Examples 
1Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285]
2Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643]
Morphology 
Present : alentika, alentiko, alentikao, alentiny, alentitsika, alentikay, alentikareo, alentik', alenti-
Past : nalentika, nalentiko, nalentikao, nalentiny, nalentitsika, nalentikay, nalentikareo, nalentik', nalenti-
Future : halentika, halentiko, halentikao, halentiny, halentitsika, halentikay, halentikareo, halentik', halenti-
Imperative : alenteho

Updated on 2023/01/20