Entry aleha (leha)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
Andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany [1.1]
Examples 
1Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117]
2Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4]
3Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369]
Morphology 
Present : aleha, alehako, alehanao, alehany, alehantsika, alehanay, alehanareo, alehan', alehan-, aleham-
Past : naleha, nalehako, nalehanao, nalehany, nalehantsika, nalehanay, nalehanareo, nalehan', nalehan-, naleham-
Future : haleha, halehako, halehanao, halehany, halehantsika, halehanay, halehanareo, halehan', halehan-, haleham-
Imperative : aleho
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20