Entry alaro (laro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampiasaina hatao laro: Inona, ry nenibe, no alaro ny parakinao? -- Koa inona fa tsy lavenona r' ilay Koto! [1.1]
Morphology 
Present : alaro, alaroko, alaronao, alarony, alarontsika, alaronay, alaronareo, alaron', alaron-, alarom-
Past : nalaro, nalaroko, nalaronao, nalarony, nalarontsika, nalaronay, nalaronareo, nalaron', nalaron-, nalarom-
Future : halaro, halaroko, halaronao, halarony, halarontsika, halaronay, halaronareo, halaron', halaron-, halarom-
Imperative : alaroy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20